Teny iditra | marehetsa | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mafana, mahamay, masiaka: Tsa misy marehetsa taha ny kimalao fa ly tene era ko lane mady (Tsy misy masiaka sahala ny sakay fa raha teny ierana lany ihany) [1.78] | |
Fivaditsoratra | hameratse, marehetsa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |