Teny iditra mariaka (riaka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Falifaly lalandava amin' ny fifandraisana aman' olona [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   mariadriaka ~ sariaka

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/22