Teny iditra | marihina (marika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on marque, qu'on mesure [1.3] | ||||||||
Ohatra | Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | marihina, mirihana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |