Teny iditra mariho (marika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana marihina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Mariho ny fihetsiny sy ny fomba fitomaniny [2.424]
2Mariho ny fifanoherana asehon' ny mpanoratra eto [2.285]
3Mariho ny hatsaran'ny sarin-teny ampiasain'ny poety [2.313]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/04