Teny iditra mari-hoditra
Singan-teny maritra ; hoditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mangatsiaka ka mahatsiaro mitsangantsangam-bolo (mafana ny hoditra ka mahatsiaro mangatsiaka ny tena voakasiky ny rivotra manodidina) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19