Teny iditra marimaritra (maritra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
Afa-dranom-panala, mangorovitsika
Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra [1.1]
Tovy hevitra maritra
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11