Teny iditra mari-pana
Singan-teny mari- (marika) ; -pana (fana)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Température [1.13]
Tovy hevitra hafana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21