Teny iditra maritiora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A martyr [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Martyr [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: martyr. Frantsay: martyr.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31