Teny iditra marokoroko (rokoroko)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maraorao, mandrotsirotsy, masaosao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy rough and scaly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rugueux, présentant des aspérités [Hallanger 1974]
Ohatra Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 102]
Teny nalaina 

2012/07/15