Teny iditra marotaina
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay martin-pêcheur [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Ohatra Injany marotaina antily any ho any, milaza amin' ny voronkely rehetra fa tamy ny mpihaza: [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 31]

2013/12/13