martyr   
maritiora
a martyr [Hallanger 1973]
martyr [Hallanger 1974]

martyr   
maritiora
martyr [Hallanger 1974]
martiora
[frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [Rajemisa 1985]