Teny iditra mary
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taimoro] tsotra, maotina [Rakotosaona 1972]
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny mary ity (2): Iabomary, Vohimary

Teny iditra mary
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] tony (rano), marina, marindrano [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mary
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] tokony [Rakotosaona 1972]

2013/06/12