Teny iditra masadreniolona (masaka, reny, olona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy enti-milaza rehefa mety ho hani-masaka amidy eny an-tsena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (peu usité) se dit de tout comestible cuit que l'on vend au bazar [Abinal 1888]

2012/07/23