Teny iditra masera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A nun [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Religieuse [1.8]
Ny fihaviany Frantsay: ma soeur.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31