Teny iditra | masin-kataka (hasina, hataka) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tanteraka ny fivavahana sy ny hataka ataony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont les prières, les demandes sont efficaces [1.3] | |
Tovy hevitra | masim-bavaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |