Teny iditra maso
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: [...]
¶ Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny za [...]
¶ Fikezahana filofosana manao zavatra (fot [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   ¶ maso lehibe maro tava: maso mitambatra ho iray
¶ masom-pitaovana mpampivangongo: firongo ôptika afaka manazava ny raha hojerena amin'ny joriry. [Voambolana: Fizìka] [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   the eye [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   l'oeil [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   oeil
¶ maso lehibe maro tava: oeil composé, oeil à facettes
¶ masom-pitaovana mpampivangongo: condenseur magnétique. [Voambolana: Fizìka] [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [Andraina: I Vola, takila 7]
2Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [Rajohanesa: Kintana]
3Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [Andriamalala: Ranomasina, takila 57]
4Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [Andraina: Mitaraina, takila 151]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
maso
masoko
masonao
masony
masontsika
masonay
masonareo
mason'
mason-
masom-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/24