Teny iditra | masoandro (maso, andro) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro ¶ Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao ¶ Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | the sun [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | soleil ¶ (figuré) le père, le souverain [Abinal 1888] | |||
le soleil [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haikintana | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny masoandro io | |||
Lahatsoratra | Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly | |||
Haianarantany | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |