Teny iditra | masolavitra (maso, lavitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fitaovam-pijerena natao hahitana mazava ary miavaka tsara ny zavatra lavitra [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a telescope [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | télescope [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haikintana | |
Ohatra | ary hitany tsara tamin'ny masolavitra koa Rainisoavololona mpitarika. [Rasamuel: Zanakantitra] | |
Teny iditra | Masolavitra | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (solon' anarana) | |
Fandikana frantsay | pseudonyme de Ramaholimihaso Ulysse [Ranaivoson 2004] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/17 |
![]() |