Teny iditra masomboly (maso, voly)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voa na talion-javamaniry fantenana ka tehirizina mba hafafy na hambolena amin'ny fotoam-pambolena manaraka
Mitovy hevitra: ambioka [Rajemisa 1985]
 voan-javatra natokana ho masomboly [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy [ masom-boly ] seed or cuttings or tubers for planting [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay [ masom-boly ] graines, tubercules, boutures, etc. à planter, semence [Hallanger 1974]
 semence [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra ambeo ~ ambeko ~ ambezo ~ ambio ~ ambioka ~ tabiry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31