Teny iditra masomby (maso, vy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rehefa mety ho vy boribory tahaka ny peratra [Rajemisa 1985]
 peratra vy [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy an iron ring; a link in a chain [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay anneau de fer [Abinal 1888, SLP: Voambolana]

2012/07/22