Teny iditra mason' antitra (maso, antitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy toemaso na fahitana efa mihena noho ny halehiben' ny taona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay vue affaiblie comme celle des vieillards [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra mason-jokiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31