Teny iditra masonjoany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazan-kazo fanosoran'ny vehivavy ny tarehiny mba hampihodi-bola azy sy hampanify hodi-tava azy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] (mis pour masinjoana, pour masinjany). Bois aromatique. Peut être une troisième espèce de faux-santal exporté vers l'Inde. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/05