Teny iditra masonkoditra
Singan-teny mason- (maso) ; hoditra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loaka kely madinika dia madinika hita amin' ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan' ny hatsembohana (misy mason-koditra hatramin' ny 500 isaky ny 1sm tsy mivadimandry) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pore [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17