Teny iditra mason-tsokina (maso, sokina)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ny fananana kelin' ny tena ka ampiasaina amin' izay tokony ho vitany [Rajemisa 1985]

Teny iditra masontsokina (maso, sokina)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   plante grimpante. Cardiospermum halicacabum, L. [Abinal 1888]
Voambolana  
Anarana siantifika   Cardiospermum halicacabum

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/09