Teny iditra masy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] mamy sira, marikivy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] marikivy, makirana [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] marikivy, mamy sira [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   masina [Richardson 1885]
Tsipelina hafa  

Teny iditra masy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] manana hery, manana hasina [Rakotosaona 1972]
   Manan-kasina, manan-jo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/16