Teny iditra matetitetika (tetitetika (tetika))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Nandritra ny fotoana nianarako, intelo i Neny no niakatra namangy ahy, i Dada matetitetika ihany. [2.4]
2Hita matetitetika koa io isa io. [1.38]
3matetitetika ny fandehanana ka tsy ho araky ny mpiasa ny hiantoka ny saran’izany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31