Teny iditra | mateza (teza) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Durable [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Qui dure [1.8] | |||
Ohatra | Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra:
[2.470] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mateza io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |