Teny iditra matim-pitia (faty, tia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny olona voa mafy noho ny fitiavana nikirizana sy nisisihana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy in love to the point of foolishness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay follement amoureux [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

2015/09/22