Teny iditra matoa (toa)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   aîné [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  

Teny iditra matoa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/16