Teny iditra matoantenin' ny mpanao (toa, teny, tao)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dis atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [Rajemisa: Fitsipi-pitenenana]
Voambolana  

2018/10/11