Teny iditra | matoky (toky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1] | ||||||||
[Tambahoaka] Mino [1.78] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny matoky io | ||||||||
Fivaditsoratra | kamoty, matoky, mitako, mitoka, motaky, motika, tomika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |