Teny iditra matombo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Tsy misy farany: Ka mitaino hidy rà añareo ra kilonga fa ny an-dRabia raha matombo (Aza mihaino tsy ambaratelo re ianareo rankizy fa ny an-dRabia zavatra tsy misy farany) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31