Teny iditra | matoy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny voankazo tonga amin' ny fotoana tsara fihinanana azy Efa lehibe tonga taona [1.1] | |
Masaka, antitra, matotra [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Mûr, mâture [1.13] | |
Ohatra | Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina.
[2.472] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny matoy io | |
Teny iditra | matoy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Mafy [1.78] | |
Fivaditsoratra | atimo, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, tamio, tamoy, taomy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |