Teny iditra matrohina (matroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga matroka, vasohina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Que l'on ternit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : matrohina
Ny lasa : natrohina
Ny hoavy : hatrohina
Filaza mandidy : matrohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20