Teny iditra matroka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mazava, tsy manganohano intsony, tsy manana hamiratana, vasoka: Efa matroka lahy ny volafotsy amin' itý firavaka itý [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy tarnished, dull colored [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay terne [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2012/08/23