Teny iditra matsabory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] farihy [Rakotosaona 1975]
  [Tsimihety] Kamory [Rajemisa 1985]
 ranovory, kamory [SLP 1986]
Fandikana frantsay  [Tankarana] mare, marais. [David 1952 (takila M)]
 étang [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra mahetsabory

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31