Teny iditra matso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filahara-miaramila manao fanazaran-tena
¶ Famindran' ny miaramila eo anoloan' ny lehibeny na ny manampahefana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a military revue [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay revue militaire [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: march.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31