Teny iditra maty afo (faty, afo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny tsipoapoaka tsy mipoaka na enti-milaza olona tsy manan-kandroina na hohanina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to miss fire, as of a gun; not to appear at the appointed time, or business, when others have come. [Richardson 1885]
 to misfire, it won't run (of autos, etc.) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay le coup ne part pas, manquer son coup; cela ne marche pas ( se dit des voitures, etc.) [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31