Teny iditra maty amboa (maty, amboa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra resy amboa ~ velona amboa

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/26