Teny iditra | maty ankanina | |
Singan-teny | maty ; hanina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Tendan-kanina [1.78] | |
Teny iditra | maty ankanina | |
Singan-teny | maty ; hanina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahita loza amin' ny hatendana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |