Teny iditra maty fahana
Singan-teny maty ; fahana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiteny amin' ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin' ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana nampikambana ny mpivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of a gun that has missed fire; or of an intended marriage broken off. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay C' est un mariage qui rate : les liens sont rompus. Se disait des mariages ou autres affaires qui n' aboutissaient pas [2.415]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26