Teny iditra | maty paika | |
Singan-teny | maty ; paika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy afa-mihetsika intsony ny vatom-panorona any an-kilany, ka resy Vita na voakendry tsara amin' ny tokony ho izy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Well-prepared (of a plan or plot) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Bien préparé (se dit d'un plan ou d'un complot) [1.8] | |
Fivaditsoratra | maty paika, mitapiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |