Teny iditra mavaka (vaka)
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] malemy, osa [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka, Tanosy] kanosa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mavàka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tanosy] sarotahotra [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01