Teny iditra mavika (vika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahafinaritra ahy iny zokin' ise iny fa mavibika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Fort, résistant, vigoureux [1.196]
Tovy hevitra mavibika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31