Teny iditra mavo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   vony vasobasoka: Tianao ve itỳ lopotra mavo itỳ raha hanaovana zipo?
¶ malotoloto: Mavo ery izany ranjonao izany fa andeha sasao, [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   any dull light color such as grey or tan [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   jaunâtre, gris brun, sale [Abinal 1888]
   couleur clair jaunâtre, brunâtre, grisâtre [Hallanger 1974]
Ohatra   Manopy mavo sy milaingo mena toa hamony fahavaratra ny foto-manga midoroboka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5]
Sampanteny  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny mavo ity (11)
Ambararatamavo
Ampasimavo
Andilamavo
  Andranomavo
Andranomavokely
Ankijanimavo
  Antanimavo
Bemavo
Jaomavo
  Mahamavo
Mavorano
Fifanahafana   mavo loha ~ mavo mena ~ mavo tena ~ mavo vava ~ olona mavomavo

Teny iditra mavo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   mosary lehibe [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   méprisé [Abinal 1888]

Teny iditra mavo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana frantsay   terme honorifique donné à la souveraine [Abinal 1888]

Teny iditra mavô
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] masiso [Rakotosaona 1972]

2017/04/16