Teny iditra mavoina (mavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tsinontsinona: Tsy manaiky aho fa nomavoiny teo imasom-bahoaka
Mitovy hevitra: afokaina ~ bokabokaina ~ esoina ~ fotsifotsina ~ tebahina ~ tsiratsiraina ~ tsizarizarina ~ vasohina ~ zimbazimbaina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mavoina, mavoiko, mavoinao, mavoiny, mavointsika, mavoinay, mavoinareo, mavoin', mavoin-, mavoim-, mavoi-
Ny lasa : navoina, navoiko, navoinao, navoiny, navointsika, navoinay, navoinareo, navoin', navoin-, navoim-, navoi-
Ny hoavy : havoina, havoiko, havoinao, havoiny, havointsika, havoinay, havoinareo, havoin', havoin-, havoim-, havoi-
Filaza mandidy : mavoy
Tovy hevitra hamavoina

Teny iditra mavoina (voina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny loza, tra-boina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20