Teny iditra mavointena (voina, tena)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy afa-baraka, very hala [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay [ mavoin-tena ] dégradé, d'une conduite méprisable [Abinal 1888]

Teny iditra mavointena (voina, tena)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy boka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay [ mavoin-tena ] manière convenable de dire de quelqu'un qu'il est lépreux [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31