Teny iditra mavokely (mavo, kely)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Volon-dokon' ny vonim-paiso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   pink [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rose [Hallanger 1974]
Ohatra   Mena na mavokely mamirapiratra araka ny taratra azony ny lakan-drano lehibe sy kely; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 150]
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko

Teny iditra mavokely
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran' akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Tankarana] variété de bananier ; bananes petites, se fendillent, très bonnes. [David 1952 (takila M)]
Voambolana  

2017/03/10