Teny iditra mavo lamba
Singan-teny mavo ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ireo olona tsy mba mihaingo ka heverina ho mahantra, na dia tsy izany loatra aza [1.1]
Ohatra Mavolamba mividy hena, ka tsy fantatry ny olon-kó liana. [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12