Teny iditra mavo teny (mavo, teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy henoin-teny ary esoesoina amin' izay lazainy; tsy arahina na ekena ny teny na baiko omeny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31